Entrée | 1 hany ka |
Mots élémentaires | 2 hany, ka |
Partie du discours | 3 conjonction |
Explications en malgache |
4 Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha [1.1] |
Explications en anglais |
5 and so [1.2, 1.7] |
Explications en français |
6 [any ka] tellement, de sorte que, de façon que [1.3#48] 7 donc, c'est pourquoi [1.8] 8 tellement, de sorte que [1.27#21] 9 au point que, à tel point que [1.66#730] |
Exemples |
10 hany ka te-hihaona aminao aho [2.643#95] 11 Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1] 12 Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2] 13 Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62] 14 Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53] |
Tableaux et planches |
15 Toutes les conjonctions |
Anagrammes | 16 hakany, hany ka, nakahy |
Mis à jour le 2023/08/26 |