Entrée hano mahavoky
Mots élémentaires hano ; mahavoky
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano [1.1]

Mis à jour le 2023/01/17