|
|
|
|

Entrée1  hanky va re
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  hanky, va, re
Explications en malgache  4  [1.1] Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe!
Synonymes  5  hanky

Mis à jour le 2025/07/29