|
|
|
|

Entrée1  haninkotrana
Mots élémentaires  2  hanina, kotrana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo
Explications en anglais  5  [1.7][hanina kotrana] inferior food other than rice
Explications en français  6  [1.8][hanina kotrana] nourriture grossière, autre que le riz
Exemples  7  Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. [2.508#]
8  Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. [2.470#]
Synonymes  9  hanimainty
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot haninkotrana

Anagrammes  11  haninkotrana, nanakitrohan

Mis à jour le 2023/05/20