|
|
|
|

Entrée1  hanin-kanina
Mots élémentaires  2  hanina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1]
Exemples  5  Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270#]
6  Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#]

Anagrammes  7  hanin-kanina, hanin-kinana, hinankinana

Mis à jour le 2023/05/20