|
|
|
|

Entrée1 hanginana
Radical  2gina
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba: Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana). [1.1]
Synonymes  5fahanginana

Mis à jour le 2025/09/12