Entrée handrin-tany (handrina, tany)
Partie du discours expression
Définition malgache entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika [Rajemisa 1985]
Définition française talus [SLP 1986]

2010/05/07