| Entrée | 1 hamorana |
| Radical | 2 mora |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra
5 Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory 6 Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe [1.1] |
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | hamorana, 8 maharona, 9 mahorana, 10 manohara, 11 manoraha |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|