Entrée | 1 hamoraina |
Radical | 2 mora |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be made easy |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on rend facile |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 amahorany, amoharany, amohirana, amorahany, anamariho, hamarinao, hamaroina, hamiranao, hamoirana, hamoraina, hamoranay, hamoriana, hanamoria, mahay rano, miroahana |
Mis à jour le 2023/01/20 |