|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao [1.1]
Explications en anglais  4  pretense, imposture [1.7]
Explications en français  5  prétention, imposture [1.8]
Exemples  6  hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona; [2.69#]
7  Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. [1.369#]
8  Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. [2.436#]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)19  hambo
Partie du discours  20  adjectif
Explications en malgache  21  tonta [Taisaka] [1.78]
Explications en français  22  vieux (objets) [Taisaka] [1.82]

Mis à jour le 2023/10/28