Entrée | 1 hambahamba |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hamba |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
22 [1.1] fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io fiatoatoana raha miteny. mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero |
Explications en anglais |
23 [1.2] indecision, hesitation |
Exemples |
24 [2.298#] Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy.
|
Synonymes | 25 hamba |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |