|
|
|
|

Entrée1  hamarinina
Radical  2  marina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano
5  Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao [1.1]
Explications en français  6  qu'on prouve [1.3, 1.107]
7  qu'on vérifie [1.3, 1.5]
8  qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie [1.3]
Exemples  9  Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites) [1.3]
10  hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent) [1.3]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15  hamarinany, hamarinina, hamiranany, namihirana, nihamarina

Mis à jour le 2023/01/20