Entrée | 1 hamarinina |
Radical | 2 marina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao [1.1] |
Explications en français |
5 qu'on prouve [1.3, 1.107] 6 qu'on vérifie [1.3, 1.5] 7 qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie [1.3] |
Exemples |
8 Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites)
[1.3]
9 hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent) [1.3] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |