Entrée hamamy (hamy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Explications en français La douceur [1.3]
Exemples fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa. [2.588]
Synonymes hamamiana

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/01/29