|
|
|
|

Entrée1  hamaizina
Radical  2 maizina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin' ny andro. [1.1]
Explications en français  5 l'état de ce qui est obscur. [1.3]
6 obscurité. [Vezo] [1.68]
Synonymes  7 fahamaizina

Mis à jour le 2025/09/12