Entrée (1/4) | 1 halotra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
16 [1.1] Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. |
Explications en anglais |
17 [1.2] |
Explications en français |
18 [1.3] action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous figuré: arracher un secret |
Entrée (2/4) | 19 halotra |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 [1.1] Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana |
Exemples |
22 [2.69#195] Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
|
Vocabulaire | 23 Militaire |
Entrée (3/4) | 24 halotra |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 [1.78] [Tambahoaka]
aloka |
Entrée (4/4) | 27 halôtra |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 [1.78] [Tambahoaka]
moron-dranomasina |
Anagrammes | 30 ahalotr, haloatr, halotra, halôtra, holatra |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |