Entrée halohalika (ha-, lohalika)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise Depth of the knee [Richardson 1885]
 Up to the knees [Richardson 1885]
Traduction française Il y a de l' eau jusqu' au genou [Veyrières 1913]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, page 32]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [Randriamamonjy: Tantara, page 444]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31