Entrée halemana (alina)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry halemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [Rajemisa 1985]
Synonymes fahalemana
Citations 

Mis à jour le 2012/12/07