Entrée halavorariana (lavorary)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Synonymes fahalavorariana

Mis à jour le 2023/01/05