|
|
|
|

Entrée1  hahana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  haha
Explications en malgache  4  [1.1] Vahana: Hahao ity kofehy ity
Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo
Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko
Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy
Explications en anglais  5  [1.2] to be untied, unloosed, or unknotted.
Explications en français  6  [1.3] qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté: Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain)
Exemples  7  [2.59#] Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12