Entrée hafàna (fana)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [Rajemisa 1985]
 tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [SLP 1986]
Définition française température [SLP 1986]
Synonymes mari-pana

2011/04/15