|
|
|
|

Entrée1  hady vorivory
Mots élémentaires  2  hady, 3  vorivory
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1]
Synonymes  6  hady vory

Mis à jour le 2025/09/12