| Entrée | 1 hadinoina |
| Radical | 2hadino |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro).
[1.1] |
| Explications en anglais |
5to be forgotten, to be neglected..
[1.2] 6to be forgotten. [1.7] |
| Explications en français |
7Ce qu’on oublie.
[1.3#202] 8qu'on oublie. [1.8] |
| Exemples |
9 Tsy azo hadinoina ihany koa izany.
[1.369#]
10 Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#] 11 Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 17 hadinoina, 18 ihodinana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|