|
|
|
|

Entrée1  hadalana
Radical  2  adala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany
5  hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy
6  zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy
7  manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1]
Explications en anglais  8  foolishness [1.2]
Explications en français  9  La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot hadalana

Mis à jour le 2023/01/20