Entrée hadalana (adala)
Partie du discours nom
Définition malgache tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany
¶ hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy
¶ zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy
¶ manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise foolishness [Richardson 1885]
Définition française La folie, la sottise, l'imbécilité [Abinal 1888]
Synonymes fahadalàna
Citations 

2013/09/29