|
|
|
|

Entrée1  hadaladalana
Radical  2  adaladala
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely. [2.472]
5  Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [2.472]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2023/01/20