Entrée |
habetsahana
(betsaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [1.1]
|
Explications en anglais | A number or quantity [1.2, 1.7]
|
Explications en français | La multitude, l'abondance [1.3]
|
| Nombre, quantité [1.8]
|
Exemples |
1 | Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana
[4.27]
|
2 | Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy
[1.320]
|
|
Synonymes | ~ |
Mots composés |
|
|