|
|
|
|

Entrée1  habangana
Radical  2  banga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara
Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany

Anagrammes  5  habangana, hanabanga

Mis à jour le 2023/01/05