Entrée haavo (avo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
 Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Explications en français Hauteur [1.13]
Exemples Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27]
Mots composés 

Entrée haavo (avo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11