| Entrée (1/2) | 1 goyanina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. guyane] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Goyana, Amerika atsimo, manara-tsisin' i Atlantika [1.1] |
| Entrée (2/2) | 4 goyanina |
| Partie du discours | 5 adjectif |
| Explications en malgache |
6 Mikasika an' i Goyana, an' i Goyana na avy any Goyana [1.1] |
| Anagrammes | 7 angoaiñy, 8 goyanina, 9 ianganoy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|