|
|
|
|

Entrée1  governora
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika. [1.1]
Explications en anglais  [goverinora] 4 a governor of a town or province. [1.2]
[goverinora] 5 a governor. [1.7]
Explications en français  6 gouverneur. [1.3]
[goverinora] 7 gouverneur. [1.8]
Exemples  8  Tera-menan' ny hatezeran' ny governora. [2.270#]
9  Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472#]
10  Nony efa nifanantoka dia niteny ny governora. [2.366#]
Vocabulaire  11  Politique
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot
Article  13 Randzavola: governora ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02