|
|
|
|

Entrée1 goavy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka).. [1.1]
Explications en anglais  4the guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L.. [1.2]
5[French goyave], the guava tree; its fruit. [1.7]
Explications en français  6goyavier; goyave. [1.8]
7(du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae). On en distingue plusieurs variétés : goavifotsy, goavimena, goavimavokely; etc. Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté. Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !!. [Merina, Sihanaka, Tsimihety, Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Exemples  8 Lasa nobetain'izy roa lahy moramora Ilezo ka nataony tamin'izao alokaloka am-poto-goavy izao. [2.324]
9 Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay. [2.472]
Vocabulaire  10 Botanique: arbre 11 Botanique: fruit 12 Santé
Analogues  13 goavitsina
Tous les mots composés  147 combinaisons de ce mot
Nom scientifique 
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02