Entrée | 1 goavana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Lehibe makadiry sady lava, ngezabe |
Explications en anglais |
7 [1.2] huge, immense and good looking. See goay. 8 [1.7] huge, enormous |
Explications en français |
9 [1.19] [Tankarana]
immense. 10 [1.3, 1.8] énorme 11 [1.3] grand, corpulent |
Exemples |
12 [2.472] Tolona goavana anefa izany. 13 [2.528] goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! 14 [2.4] Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. 15 [2.245] Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. |
Synonymes | 16 goay, goaibe, goavambe |
Anagrammes | 17 goavana, voagana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |