|
|
|
|

Entrée1  ginehy
Radical  2  gehy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy
terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra
fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga
Explications en anglais  5  [1.2] [passive with infix]
Explications en français  6  [1.3#195] serré, retenu, contraint
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  voagehy

Anagrammes  11  gehiny, ginehy, nigehy

Mis à jour le 2023/01/20