|
|
|
|

Entrée1  gidragidra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Bedibedy, kiankiana, teniteny: Be gidragidra loatra Ramatoa mpampianatra.
4 Fifandirana, adiady, tsy fifanarahan-kevitra. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12