| Entrée | 1 gadrana |
| Radical | 2gadra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra.
5Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6to be chained, to be fettered, to be bound..
[1.2] 7to be chained, to be imprisoned. [1.7] |
| Explications en français |
8Qu'on met aux fers, qu'on attache.
[1.3] 9qu'on met au fers, qu'on met en prison. [1.8] |
| Exemples |
10 Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny.
[2.48]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|