|
|
|
|

Entrée1  gadrafohy
Mots élémentaires  2  gadra, fohy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony
Explications en anglais  5  [1.2][gadra foly] fohy) A short chain, a fetter.
Explications en français  6  [1.3] Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place
Exemples  7  Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho. [2.366#]
Antonymes  8  gadralava

Mis à jour le 2023/07/29