|
|
|
|

Entrée1  gadrafohy
Mots élémentaires  2 gadra, 3 fohy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1]
Explications en anglais  [gadra foly] 6 fohy) A short chain, a fetter. [1.2]
Explications en français  7 Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3]
Exemples  8  Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho. [2.366#]
Antonymes  9 gadra lava

Mis à jour le 2025/11/02