Entrée | 1 fozoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Betsileo]
fositra, biby homana ny ati-kazo: Save nisy teo eo moa ny fafaña nanaovan'ny fozoka aze (Tsy misy vanona mihitsy ny hazo fisaka amin' ny anaovan'ny fositra azy) |
Anagrammes | 4 |
Mis à jour le 2025/01/21 |