|
|
|
|

Entrée1  fotorana
Radical  2  fototra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
5  Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
6  Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Explications en anglais  7  to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
8  to be searched out, to be examined to the very root. [1.2]
9  to be investigated [1.7]
Explications en français  10  qu'on examine à fond [1.8]
Exemples  11  Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! [2.296#]
12  Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#]
13  Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Autres orthographes  18  fotorina
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot fotorana

Anagrammes  20  fotorana, nofatora, notarofa

Mis à jour le 2024/06/03