|
|
|
|

Entrée1 fotony
Partie du discours  2 forme morphologique de fototra
Explications en malgache  3Antony, vidiny: Ario any io boky io fa tsy misy fotony. [1.1]
Explications en français  4la raison, la cause. [1.3#190]
Exemples  5 Savasavao ny raviny hahitana ny fotony [2.558]
6 Na maro aza dia iray ny fotony, tsy afa-misaraka [2.606#131]

Mis à jour le 2025/09/12