Entrée | 1 fotoana maharitraritra |
Mots élémentaires | 2 fotoana, 3 maharitraritra |
Partie du discours | 4 locution |
Exemples |
5 hofa: vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra
[1.1#439]
6 Gadra roalahy tafatsoaka ny fonjan’i Tsiafahy, tamin’ny volana oktobra 2017 no maty voatifitra ny polisy rehefa nifanenjehana nandritra ny fotoana maharitraritra [4.11] 7 Rehefa mahita ka mahalala azy tanteraka ise, ary mahatsapa ny toe-tsainy raha miresaka aminy fotoana maharitraritra, dia mbola ise io indrindra no angamba ho be filaza [2.1011] |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |