|
|
|
|

Entrée1  foto-kevitra
Mots élémentaires  2  fototra, hevitra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [1.1]
5  fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13]
Explications en français  6  idéologie [1.13]
7  thèse [1.66.fr#918]
8  thème [1.5#143]
Exemples  9  Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [1.369#]
10  Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17]
Vocabulaire  11  Philosophie

Mis à jour le 2023/03/09