Entrée | 1 foto-kevitra |
Mots élémentaires | 2 fototra, 3 hevitra |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [1.1] 6 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13] |
Explications en français |
7 idéologie [1.13] 8 thèse [1.66.fr#918] 9 thème [1.5#143] |
Exemples |
10 Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany.
[1.369#]
11 Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17] |
Vocabulaire | 12 Philosophie |
Synonymes | 13 firehan-kevitra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |