|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fotaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano
Explications en anglais  4  [1.2] mud, slime, bog
5  [1.7] mud
Explications en français  6  [1.8] la boue
Exemples  7  [2.324] Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
8  [2.472] mihady dia manilika ny fotaka voahady.
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Analogues  15  fotadrevo, fotamalemy
Mots composés 
Zoonymes 
Toponymes 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot fotaka

Entrée (2/2)24  fotaka
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  [1.78] [Bezanozano] [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka
Explications en anglais  27  [1.2] a thunderbolt.
28  [1.7] lightning
Explications en français  29  [1.8] la foudre
Vocabulaire  30  Météorologie
Morphologie 
31  Simple :
32  Préfixée :

Anagrammes  33  fotaka, takofa

Mis à jour le 2025/03/30