Entrée forosety
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana madinika amin' ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon' ny tanana, ataon' ny olona koa hoe sotrorovitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a table fork [Richardson 1885]
 a fork for eating [Hallanger 1973]
Définition française fourchette [Hallanger 1974]
Origine Français: fourchette.

2012/12/06