|
|
|
|

Entrée1  fongatina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  fongatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity
Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany
Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha
Synonymes  9  fongarina

Anagrammes  10  fongatina, ifangotan, nifangota, nofangita

Mis à jour le 2025/01/21