|
|
|
|

Entrée (1/2)1  folaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony 4  Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo 5  Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra 6  Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao 7  Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto. [1.1]
Explications en anglais  8  broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7]
Explications en français  9  fracturé [1.13]
Exemples  10  Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503]
11  Inona ary izany : folaka antsy fotsy? [2.69]
12  folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Analogues  18  pitsoka, mioritra, mipika, mivika, miolana, miholaitra, mihodivitra, maninta, tapaka
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot folaka

Entrée (2/2)26  folaka
Partie du discours  27  nom
Explications en français  28  foulure, fracture [1.13]
Mots composés 

Anagrammes  30  falako, folaka, kolafa

Mis à jour le 2023/07/29