Entrée fokontany
Mots élémentaires foko ; tany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
Explications en français  [Taisaka] Les gens du clan [1.82]
Exemples 
1Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany. [2.606]
2manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  faritany ~ fivondronana ~ firaisana

Mis à jour le 2023/12/08