Entrée fokonolona (foko, olona)
Partie du discours nom
Définition malgache Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (fokon-olona) Same as fokom-pirenena, but also applied to people of the same district. [Richardson 1885]
 the community group; its organization [Hallanger 1973]
Définition française le groupe communal, son organisation [Hallanger 1974]
Citations 

2011/10/24